Teny iditra (1/3) | 1 faka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a root. [Mal. akar (?).] [1.2] 10 root, cause [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 racine, cause [1.8] 12 (dans toute l'île) (du malais aka). Nom général des racines, de la partie souterainne d'un végétal ; ny fakan-kazo : les racines d'un arbre. Action de s'enraciner : mamaka ; enracinnement ou reprise d'un bouture : famakana ; on dit aussi latsa-paka pour une bouture qui a bien repris, qui s'est bien enracinnée. L'adjectif fakaina qualifie les plantes qui ont beaucoup de racines, un chevelu bien développé ; lava-faka, les arbres puissamment enracinés, avec les racines qui retiennent bien les terres, comme le voandelaka. [1.196] |
Ohatra |
13 Vahatra faka toy ny fakan-kazo. [2.69] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny faka io |
Teny iditra (2/3) | 17 faka (aka) |
Sokajin-teny | 18 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny 20 Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 21 faka |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 In the provinces it also means the private parts. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 parties indécentes. [Tankarana]
[1.19] |
Fivaditsoratra | 25 FAAK, faka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |