Teny iditra mamaky teny
Singan-teny mamaky ; teny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy To read [1.2, 1.17]
Fanazavàna teny frantsay Lire [1.4, 1.9, 1.66]
Ohatra Vokatr'izany dia maromaro ny lehilahy, indrindra ireo tao amin'ny foko nanohana ny fanjanahan-tany (Andretsoka, Maroserana,...) no mahay mamaky teny sy manoratra [2.606]
Tovy hevitra mamaky
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01