|
|
|
|

Teny iditra 1  mamangy
Fototeny  2 vangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
9 Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to visit; to send greetings by messenger or letter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments [1.8]
Mpanahaka  12  miantrano, 13  mitsidika, 14  mitsirika
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mamangy
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mamangy, 17 maminga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22