Teny iditra |
mamantsona
(fantsona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandefa rano ao anaty fantsona: Hain' ny dokotera ny mamantsona ronono ny marary tenda [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamantsona |
Ny lasa : |
namantsona |
Ny hoavy : |
hamantsona |
Filaza mandidy : |
mamantsòna |
|
|
Teny iditra |
mamantsona
(fantsona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To nail with wooden pegs [1.2]
|
|
Teny iditra |
mamantsòna
(fantsona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamantsona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|