|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamarina
Fototeny  2 varina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
9 Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mamarina
Fototeny  11 vary
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamary [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antambahoaka] manomboha! [1.78]

Fivaditsoratra  mamarina, 14 mamirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13