|
|
|
|

Teny iditra 1  mamay
Fototeny  2 fay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] manafay [1.78]
9 Manao izay hahafay, hahatonga olona tsy hamerina ny ratsy nataony intsony, manasazy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to punish, to correct, to make to disrelish or dread, to create a dislike of. [1.2]
Mpanahaka  11  manasazy, 12  manazy, 13  mankafay

Fivaditsoratra  mamay, 14 mamia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22