|
|
|
|

Teny iditra 1  mamazivazy
Fototeny  2 vazivazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to tease, to mock, to torment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 plaisanter, se moquer de [1.8]
Ohatra  11  Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity. [2.895#]
Voambolana  12  Ontam-po
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mamazivazy, 14 mamizaviza, mamizavizà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21