| Teny iditra | 1 mamboly |
| Fototeny | 2 voly |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
9 Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina 10 Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 planter, cultiver
[1.13, 1.196] 12 [mambôly] [Sakalava-Mayotte] planter, cultiver 13 planté, cultivé [1.405] |
| Ohatra |
14 mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona;
[2.59#65]
15 Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52] |
| Voambolana | 16 Toe-karena: fambolena |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamboly |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|