Teny iditra | 1 mamboly resaka |
Singan-teny | 2 mamboly, resaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Rahefa tonga ao an-tanàna izy, nisy olona nentin' ny tahotra azy, ka avy mody mamboly resaka sy miseho ho namany. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |