Teny iditra | mamely rarangy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1] | |
Tovy hevitra | manao rarangy ~ mikatroka rarangy | |
Singan-teny | mamely ; rarangy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |