Teny iditra | 1 mikatroka rarangy |
Singan-teny | 2 mikatroka, rarangy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1] |
Tovy hevitra | 5 manao rarangy, mamely rarangy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |