| Teny iditra | 1 mamesatra |
| Fototeny | 2 vesatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
9 Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany 10 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1] |
| Tsipelina hafa | 11 manavesatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|