|
|
|
|

Teny iditra 1  manavesatra
Fototeny  2 vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
9 Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
10 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to weigh down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 mettre un fardeau sur [1.8]
Ohatra  13  Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. [2.499#]
14  Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472#23]
Tsipelina hafa  15 mamesatra
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mañavaratse, manavesatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22