| Teny iditra | 1 mamilafila |
| Fototeny | 2 filafila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 promettre et se dédire
[1.3, 1.5] 9 tenir le bec dans l'eau [1.3] |
| Ohatra |
10 nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? [2.131] |
| Tovy hevitra | 11 mampifilafila, mampilafila |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mamalifaly, mamilafila |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|