|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mampifilafila
Fototeny  2 filafila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 promettre et se dédire [1.5]
Ohatra  10  Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia? [1.282#]
11  Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296#]
Tovy hevitra  12 mamilafila, mampilafila

Teny iditra (2/2) 13  mampifilafilà
Fototeny  14 filafila
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampifilafila [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mampifilafila, mampifilafilà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15