|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamita
Fototeny  2 vita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
9 Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to finish, to complete [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 terminer, achever [1.8]
Ohatra  12  Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588#]

Teny iditra (2/2) 13  mamità
Fototeny  14 vita
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mamaty, mamità, mamita, 17 mitama, mitamà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18