|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamoana
Fototeny  2 foana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [mamoaña] [Tanala] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [1.78]
9 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to empty, to annul, to annihilate, to make empty. [1.2]
Ohatra  11  Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. [2.996#]

Teny iditra (2/2) 12  mamoàna
Fototeny  13 foana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#177]

Fivaditsoratra  mamoana, mamoàna, 15 Maomàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13