|
|
|
|

Teny iditra 1  mamohehatra
Fototeny  2 fohehatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo
9 Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao [1.1]
10 ahitana henatra [2.285#223]
Fanazavàna teny anglisy  11 (imp and rel not used). To injure, to hurt. [1.2]
Ohatra  12  tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra! [2.69#42]
13  Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra. [2.4#46]
14  Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina [2.470]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 mahahemotra, mamohehatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21