|
|
|
|

Teny iditra 1  fohehatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Idiran-doza, iharam-pahavoazana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 disastrous, unlucky, calamitous, unfortunate, spoiled. See simba, rava, and under fady. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 qui a ou qui éprouve du dommage, du malheur, de l'infortune [1.3]
Ohatra  15  Endre, mbola eo ihany lahy ilay fohehatra io! [2.69#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fohehatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19