|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mamoina
Fototeny  2 mamo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza io [1.1]

Teny iditra (2/3) 9  mamoina
Fototeny  10 foina
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona) [1.1]

Teny iditra (3/3) 17  mamoinà
Fototeny  18 foina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  20 mamoañy, mamoinà, mamoina, 21 mimaona, mimaonà, 22 miomàna, miomana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19