Teny iditra mamono dia
Singan-teny mamono ; dia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To get into step. See vono dia [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Changer le pas, prendre le pas [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16