Teny iditra (1/2) | 1 mamonona |
Fototeny | 2 vonona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manomana mialoha: Mamonom-piadiana izay te handresy 5 Manangona: Mamonom-bola izy hanorenan-trano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to make things ready [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 préparer [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mamonòna |
Fototeny | 13 vonona |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamonona |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 16 mamonona, mamonòna, monamona, mamonona, mamonòna, monamona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |