|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mamositra
Fototeny  2 fositra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta
9 Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to ignite by friction. [1.2]

Teny iditra (2/4) 11  mamositra
Fototeny  12 fositra
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  14 [Provincial] to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [1.2]

Teny iditra (3/4) 15  mamositra
Fototeny  16 vositra
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  22 [Sihanaka] mamora [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  23 to castrate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 châtrer [1.8]
Voambolana  25  Haibiby: fitsaboina momba ny biby

Teny iditra (4/4) 26  mamositra
Fototeny  27 vositra
Sokajin-teny  28  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
29  Ny ankehitriny :
30  Ny lasa :
31  Ny hoavy :
32  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  33 Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34 to nip off shoots [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  35 décapiter une plante [1.8]
36 ébourgeonner, tailler en vert [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  38 mamarotsy, 39 mamo ratsy, mamositra, 40 mamotsira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19