| Teny iditra | 1 vositra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 [Sihanaka] voafora
[1.78] 11 Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny angorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a steer, a bullock
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 boeuf châtré
[1.8] |
| Ohatra |
14 Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity.
[2.470#154]
15 Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606#] 16 koa raha mahafaty ireo hianao, dia omeko omby vositra anankiray efa nifahy herintaona. [2.69#] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe vositra |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 tsarovy, vositra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|