|
|
|
|

Teny iditra 1  mamotsy
Fototeny  2 fotsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
9 Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to whiten. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 blanchir [1.8]
Ohatra  12  Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho. [2.649#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamotsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19