|
|
|
|

Teny iditra 1  mampamangy
Fototeny  2 vangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 envoyer des compliments [1.3#442]
Ohatra  10  tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao. [2.366#]
11  Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649#]

Fivaditsoratra  mampamangy, 12 mampaminga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19