|
|
|
|

Teny iditra 1  mampanjary
Fototeny  2 zary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 investir [1.13]
Ohatra  8  Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahina eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19