|
|
|
|

Teny iditra 1  mampibaribary
Fototeny  2 baribary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 visualiser [1.66.fr#966]
Ohatra  8  mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena. [4.27]
9  Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely? [2.499#]
Tovy hevitra  10 mampiharihary

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22