Teny iditra mampidi-doza
Singan-teny mampiditra ; loza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampahita loza, mamohehatra [1.1]
 Mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Dangereux [1.13]
Ohatra 
1Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117]
2Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332]
3Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21