| Teny iditra | 1 mampitaha |
| Fototeny | 2 taha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to compare one thing with another
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 comparer, faire confronter
[1.8] |
| Ohatra |
10 Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany.
[1.379#]
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mahatampy, 13 mampahita, mampitaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|