Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mampitaha | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mampitaha lakana amin-jahatra. [1.1]
Mampitaha lakana sy zahatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Mampitaha zavatra roa izay hita avy hatrany fa mifanalavitra na ny bikany na ny tombany. [1.1]
Mampitovy zavatra roa tsy mitovy lanja na vidy velively. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||