| Teny iditra | 1 mampitombo |
| Fototeny | 2 tombo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] 7 manitatra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 ny mampitombo : multiplication
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ny mampitombo: la multiplication
[1.8] 10 multiplier, augmenter [1.13] |
| Ohatra |
11 Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana.
[2.508#]
12 mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117#] 13 Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357#] 14 Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369#] |
| Mpanahaka | 15 manabe voho, 16 manao be filaza, 17 manao filazan-dRamitraho, 18 manao kitsanitsany, 19 manao laza habobo, 20 manao laza masaka, 21 manao lazam-balala, 22 manao laza rezatra, 23 manao tera-bao filaza, 24 manitatra, 25 masadroatelo, 26 matavy filaza, 27 milaza valamaty |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mampitombo |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|