Teny iditra (1/2) | 1 manaboka |
Fototeny | 2 boka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
manetry, mampietry 5 [1.1] manaratsy, manambany, manamavo, maneso, manao z' inona, manambany vidy: Tsy lefitro ny nataondRakoto tamin' ny nanabokany ny entam-barotro |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] to alter the nature of, to destroy the savour, to take away the virtue or quality of a thing; to prove one guilty of falsehood or imposture; to dethrone; to take away one's title, etc. (Prov.) In Imerina it means to detract, to speak sneeringly of persons or things. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manabokà |
Fototeny | 12 boka |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboka [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 14 akambano, ambanako, ambokana, anabokam, anakobam, manaboka, manabokà, manakobà, manakoba, namaboka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |