|
|
|
|

Teny iditra 1  manabosy
Fototeny  2 abosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mitaona olona amin' ny fandokadokafana azy [1.1]
Mpanahaka  9  mambosy, 10  manabony

Fivaditsoratra  11 ambosina, 12 asombina, manabosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04