|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mambosy
Fototeny  2 ambosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
9 mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1]
Mpanahaka  10  manaboly, 11  manabony, 12  manabony, 13  manabosy, 14  manangely, 15  manangoly, 16  manao fandria-malemy lafika, 17  manao hatsohatso, 18  manao kobaka am-bava, 19  manao lango malefaka, 20  manao lokanga hisatra, 21  manao ronono antavy, 22  manao safosiaka, 23  manao teny malefaka, 24  manao vola-mahadradraka, 25  manao volana hatenda, 26  mandango, 27  mandangolango, 28  mandoka, 29  mandraviravy, 30  mandrobo, 31  mandroboka, 32  mandrokiroky, 33  manejokejo, 34  manitikitika, 35  manjono, 36  manojikojy, 37  manolikoly, 38  midredro, 39  mitomany ambony fe, 40  mizara vava

Teny iditra (2/2) 41  mambosy
Sokajin-teny  42  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
43  Ny ankehitriny :
44  Ny lasa :
45  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  46 manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  47 catalyser [1.13]
Voambolana  48  Simia

Fivaditsoratra  mambosy, 49 masomby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22