|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manadidy
Fototeny  2 adidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [1.1]
9 [mañadidy] [Sihanaka] manome tsiny [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [1.3]
Ohatra  12  ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty. [2.69#]
13  Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manadidy

Teny iditra (2/2) 15  mañadidy
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 [Antesaka] misakana, mandrara [1.78]

Fivaditsoratra  22 dadimina, manadidy, mañadidy, 23 mandidia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19