| Teny iditra (1/2) | 1 misakana |
| Fototeny | 2 sakana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana
9 Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho 10 Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray 11 Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany 12 Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to hinder, to impede
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 empêcher, faire obstacle
[1.8] |
| Ohatra |
15 - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany?
[2.471#49]
|
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe misakana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 misakàna |
| Fototeny | 19 sakana |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 kamasina, 22 mañakasy, 23 mañasaky, 24 mañisaka, misakàna, misakana, 25 misanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|