|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manady
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tady: Manady no raharahan-dRangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to twist, to make a rope by twisting
10 also in the province to bind with cords. [1.2]
11 to twist into rope [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 corder, faire une corde [1.8]
Ohatra  13  manady rongony hatao lamba. [2.69#]
Tovy hevitra  14 manatady

Teny iditra (2/3) 15  mañady
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 [Sihanaka] manome tsiny [1.78]

Teny iditra (3/3) 22  mañady
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  28 [Tesaka] mangata-bady [1.78]

Fivaditsoratra  29 madañy, 30 madina, mañady, manady, 31 manday, 32 mandia, 33 manida

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17