Teny iditra |
manafintohina
(tafintohina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To trip; to give offense [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas Scandaliser, irriter [1.3]
|
| Faire broncher; scandaliser [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona.
[2.4]
|
2 | Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina.
[1.262]
|
3 | Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina.
[2.643]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manafintohina |
Ny lasa : |
nanafintohina |
Ny hoavy : |
hanafintohina |
Filaza mandidy : |
manafintohìna |
|
|
Teny iditra |
manafintohìna
(tafintohina (tohina))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafintohina
|
|