|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manaha
Fototeny  2 haha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanosy] mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
9 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
10 Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
11 Manasaratsaraka: Manaha kofehy
12 Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
13 Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to untie, to unloose. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Ohatra  16  koa izay mamoifo no manaha [2.857#]

Teny iditra (2/4) 17  manaha
Fototeny  18 taha
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  24 Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]

Teny iditra (3/4) 25  manahà
Fototeny  26 haha
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaha [Fitanisana]

Teny iditra (4/4) 28  manahà
Fototeny  29 taha
Sokajin-teny  30  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaha [Fitanisana]

Fivaditsoratra  31 hamana, Hamana, hamaña, 32 mahana, manaha, manahà, 33 Nahama

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19