| Teny iditra (1/2) | 1 manahy |
| Fototeny | 2 ahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara
9 Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy.
[1.2] 11 to care for, to be concerned about ; to worry [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 s'occuper de; avoir de l'inquiétude
[1.8] |
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manahy |
| Teny iditra (2/2) | 15 manahy |
| Fototeny | 16 hahy |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 to dry by exposure to the sun or air.
[1.2] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manahy |
| Fivaditsoratra | 25 hamany, 26 hamina, 27 mahina, mahiña, manahy, 28 mihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|