Teny iditra (1/2) | 1 manahy (ahy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Voambolana |
3 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara [1.1] 5 Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 To be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. [1.2] 7 To care for, to be concerned about ; to worry [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 S'occuper de; avoir de l'inquiétude [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manahy (hahy) |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 To dry by exposure to the sun or air. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 hamany, manahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |