Teny iditra manahy katsaka
Singan-teny manahy ; katsaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mivanika, manahy nify, tsy maha-kombom-bava fa mamela ny nify hiseho, enti-milaza fahakiviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16