Teny iditra (1/2) | 1 manajanona (janona) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy [1.1] 4 Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 manjanona |
Teny iditra (2/2) | 10 manajanòna (janona) |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajanona |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 13 manajanona, mananjanoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |