Teny iditra manakaiza (sakaiza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakaiza
Ny lasa : nanakaiza
Ny hoavy : hanakaiza
Filaza mandidy : manakaizà
Tovy hevitra manasakaiza
Ohabolana 

Teny iditra manakaizà (sakaiza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaiza [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20