Teny iditra (1/3) | 1 manakaka |
Fototeny | 2 kaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy kaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to insert a wedge in or under [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 caler, consolider avec un coin [1.3] 7 caler [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 manakakà |
Fototeny | 13 kaka |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 16 manakaka |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
18 manofa vary [Bezanozano]
[1.78] 19 manofa vary, ets. [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78] |
Tovy hevitra | 20 mañalaka |
Fivaditsoratra | 21 manakaka, manakakà, manakaka, manakakà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |