Teny iditra manakitra (kitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakotaba; manakotrana; mampaneno
Misokitra, mikitika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakitra
Ny lasa : nanakitra
Ny hoavy : hanakitra
Filaza mandidy : manakitrà

Teny iditra manakitrà (kitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20