Teny iditra (1/2) | 1 manakobana |
Fototeny | 2 kobana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler [1.3#344] 6 Qui trouble, qui peut troubler. [1.3#344] |
Ohatra |
7 Izaho kosa manakobana. [2.117#] 8 Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko [2.131#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 manakobàna |
Fototeny | 14 kobana |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakobana |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 17 anakambano, manabonaka, manakobana, manakobàna, anakambano, manabonaka, manakobana, manakobàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |