| Teny iditra | 1 manakolaka |
| Fototeny | 2 takolaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
9 Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 11 manatakolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|