| Teny iditra (1/2) | 1 takolaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
21 Ny fihodivirana miankavia na miankavanana 22 Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 the cheek
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 la joue
[1.8] |
| Voambolana | 25 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Fikambanana | 39 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe takolaka |
| Teny iditra (2/2) | 40 takolaka |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
42 [Provincial] in the provinces, the angle of a rampart or a street.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | takolaka, 43 tolakàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|